Fa ngah tena tsy misy intsony ny Soavaly no
Alika no tengenana e ?
Le Seigneur a fait le ciel et la terre, la mer, avec tout ce qui s’y trouve. On peut compter sur Lui pour toujours
lundi 26 novembre 2012
jeudi 22 novembre 2012
mercredi 14 novembre 2012
vendredi 9 novembre 2012
jeudi 8 novembre 2012
mardi 16 octobre 2012
Mampionona Andriamasinoro
Mampionona4@gmail.com
Indro, tsara tarehy ianao, ry malalako, eny, mahafinaritra; Maitso ny fandriantsika.
Sedera ny sakamandimbin'ny tranontsika, ary kypreso ny peta-drindrintsika.
Indro, tsara tarehy ianao, ry malalako, eny, mahafinaritra; Maitso ny fandriantsika.
Sedera ny sakamandimbin'ny tranontsika, ary kypreso ny peta-drindrintsika.
lundi 15 octobre 2012
Toy ny hazo poma amin'ny hazo any an'ala, dia toy izany ny malalako eo
amin'ny zatovo. Mahafinaritra ahy indrindra ny mipetraka eo ambanin'ny
alokalony, sady mamy ao am-bavako ny voany.
Nentiny ho ao an-tranon-divay aho, ary ny fanevany eo amboniko dia fitiavana.
Hatanjaho amin'ampempam-boaloboka aho, ary velombelomy amin'ny poma aho, fa mararim-pitia.
Aoka ny tànany ankavia hanondana ahy, ary aoka ny tànany ankavanana hanohona ahy.

Inscription à :
Articles (Atom)